|
|
|
|

Entrée1  indray mitono valala
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny valala atono amin' ny afo (eo amin' ny roa minitra eo)
Explications en anglais  4  [1.2] in a moment ; lit. as long as the frying of a locust.
Vocabulaire  5  Temps
Mots élémentaires  6  indray, mitono, valala

Mis à jour le 2024/12/07